Accueil Société Ampanihy Andrefana : voly rongony 30 ha no tratra

Ampanihy Andrefana : voly rongony 30 ha no tratra

0
Ampanihy Andrefana : voly rongony 30 ha no tratra

Voly rongony manodidina ny 30 ha sy rongony 20 kitapo no saron’ny mpitandro ny filaminana tany amin’ny fokontany Ankaramena, Distrikan’i Ampanihy Andrefana ny faran’ny volana may teo. Nitsoaka ny tanàna avokoa ireo mponina namboly ireo rongony ireo raha ny fanazavana azo.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici