Analakely : nahasarika olona ny alin’ny 24 desambra

0

Ankoatry ny tamin’ireo efi-trano fiangonana, isan’ny toerana nahasarika olona ihany koa ny teny Analekely ny alin’ny 24 desambra. Ny tsy fisian’ny fitohanan’ny fifamoivoizana, no isan’ny antony nisafidianan’ireo fianakaviana an’Annalakely. Fanadihadiana