Analakely : Vahiny roa nahitana Cocktail Molotov saika napoaka

0

Teratany afrikanina roalahy no tratehaky ny polisim-pirenena tao amin’ny 1ère arrondissement omaly saika hanapoka Cocktail molotov teny an-toerana. Loharanom-baovao azo avy amin’olona tsotra no nahatratrarana izy roalahy ireto raha ny fanazavana.