Andilamena : mangataka fanadihadiana lalina avy amin’ny mpitondra fanjakana

0

Mbola tsy milamina ary miteraka olana hatramin’izao ny kolikoly sy ny tsy fandraisana andraikitra nataon’ny fitondrana teo aloha amin’ny faritra sasany ka anaovan’ireo tomponandrikitra antso avo amin’ny mpitondra fanjakana. Vahaolana ao anatin’ny fotoana fohy no ilaina hahafahana mametraka ny filaminana sy ny fampandrosoana.