Accueil Société Andravoahangy Atsinanana : tsy misy manadio ny tatatra

Andravoahangy Atsinanana : tsy misy manadio ny tatatra

0
Andravoahangy Atsinanana : tsy misy manadio ny tatatra

Tatatra mirefy tokony ho eo amin’ny 80 metatra eo no mampitaraina ny mponina aoamin’ny fokontanin’ Andravoahangy Atsinanana vokatry ny loto sy ny fofona aterak’izany. Mitaraina arak’izany ny mponina mba hanadiovana ity tatatraity.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici