Accueil Société Andro voalohan’ny fanadinana Baccalauréat : nilamina tamin’ny ankapobeny

Andro voalohan’ny fanadinana Baccalauréat : nilamina tamin’ny ankapobeny

0
Andro voalohan’ny fanadinana Baccalauréat : nilamina tamin’ny ankapobeny

Nilamina tamin’ny ankapobeny ny andro voalohany amin’ny fanadinana baccalauréat raha ho an’ny teto Antananarivo manokana. Nidina ifotony ny tomponandraikitra avy amin’ny Oniversiten’Antananarivo ny maraina teo nitety ireo ivon-toeram-panadinana.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici