Androm-pirenena ho an’ny fampinonoan-dreny : nisitraka izany ny tany Itasy

0

Mbola ao anatin’ny herinandron’ny fankalazana ny androm-pirenena ho an’ny fampinonoan-dreny isika izao,tsy diso anjara amin’izany ny tany amin’ny faritra itasy. Androany no nisitraka ny fanentanana ny mponina tao amin’ny Distrikan’i Miarinarivo.