Androy 24 Nov

0

Nilaza ny tsy handray anjara amin’ny fikarakarana fifidianana intsony ny ankamaroan’ireo sefo Fokontany ao amin’ny faritra Androy noho ny tsindry sy ny ramatahora ataon’ny Solombavambahoaka Milavonjy Philobert. Ankoatr’izay, io solombavambahoaka io no mifehy ny CENI any an-toerana.