Andry RAJOELINA tany Paris : naneho ny fahavononany hanaja ny Demokrasia

0

Naneho ny fahavononany hanajana sy hapanjaka ny demokrasia ny filoha mpanorina ny IEM Andry RAJOELINA raha izy no safidian’ny vahoaka hitantana an’i Madagasikara mandritra ny 5 taona manaraka. Izay no nivoitra nandritra ny fifanakalozan-kevitra niarahany tamin’ny l’Association Sciences pô pour l’Afrique notanterahina tany Paris.