Ankadindravola : herinandro izay no tapaka ny paompy

0

Herinandro izay no tapaka ny paompy eny Ankadindravola sy ny manodidina. Mitaraina vokatr’izany ireo mponina eny an-toerana ary manao antso avo amin’ny tomponandraikitra hijery vahaolana maharitra manoloana izany.