Ankilizato Mahabo : Olom-boafidy teo aloha nosamborina

0

Naiditra am-ponja vonjimaika ilay olom_boafidy teo aloha tany amin’i Distrika Mahabo, voasaringotra tamina raharaha maloto taorian’ny fisavana ny tranony tamin’ny faran’ny herinandro lasa teo. Tratra tamin’izany basy miisa 2 sy vola maherin’ny 2 miliara fmg.