ANR

0

Fokontany maro teto an-drenivohitra indray no notsidihin’i Andry Rajoelina tamin’ity androany ity. Fijerena ny olana iainan’ny vahoaka amin’ny andavanandro sy fitondrana vahaolana haingana no nataony nandritra izao fidinana ifotony izao.

REPONDRE

Please enter your comment!
Please enter your name here