Antananarivo Renivohitra : miakatra hatrany ny hofan-trano

0

Maro ireo olona mitady trano ahofa eto Antananarivo renivohitra amin’izao fotoana. Antony mahatonga ny hofan’ireo trano tsy mitsaha-mitombo ary efa tafiakatra hatrany amin’ny 3 hetsy ankehitriny ireo trano efitra 1 mamaly ny fepetra ialin’ny mpanjifa.