Accueil Politique Antenimera : tsy manao ny asany, variana miady tombotsoa manokana

Antenimera : tsy manao ny asany, variana miady tombotsoa manokana

0
Antenimera : tsy manao ny asany, variana miady tombotsoa manokana

Natsikafin’ny fitsarana avo momba ny lalampanorenana, tamin’ny alalan’ireo fanapahankevitra samihafa navoakany, ny fomba fiasan’ny antenimiera eto amintsika. Tsy misy na kely aza ny fandinihana ireo lalàna alefan’ny governemanta eny amin’ny antenimiera, raha ny navoakan’ny HCC no jerena.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici