Antenimierampirenena : nifarana androany ny fivoriana manokana

0

Nifarana androany ny fivoriana manokan’ireo solombavambahoaka teny anivon’ny Antenimierampirenena. Nitsangana nandritra io fivoriana io ny birao sy ny vaomiera maharitra.