Antenimierampirenena : tafatsangana ny birao maharitra

0

Tafatsangana omaly Alarobia alina ny birao maharitry ny Antenimierampirenena izay hiara- hiasa amin’ny filohan’ny antenimierampirenena vaovao. Isan’ izany ny filoha lefitra, ny kestiora ary ny mpampakateny. Ho tontosaina amin’ ny zoma izao kosa ny fifidianana ireo vaomera maharitra.