Antenimierampirenena : tapitra androany ny fotoam-piasan’ireo solombavambahoaka

0

Tapitra androany ny fivoriana tsy ara-potoana natrehin’ireo solombavambahoaka teny aniuvon’ny Antenimierampirenena. Fotoana ihany koa ahataperan’ny fotoam-piasan’izy ireo nandritra izay dimly taona. Maro ny zava-nitranga nandritra izay dimy taona izay indrindra fa ny fandaniana ireo lalàna maro samihafa sy ny fiatrehana ireo toe-javatra nafampana nisy teto amin’ny firenena.