Antenimierampirenena : voafidy ireo vaomiera maharitra miisa 32

0

Voafidy androany ireo tomponandraikitry ny vaomera maharitra miisa 32 eny anivon’ny Antenimierampirenena. Kandidà tokana avokoa no natolotr’ ireo solombavambahoaka izay ahitana ny solotenan’ ireo hery velona rehetra eo anivon’ ity andrim- panjakana ity. Tahak’ izao ny filahatr’ izany .