Accueil Politique Antenimierandoholona : mitohy ny asan’ireo vaomiera manokana

Antenimierandoholona : mitohy ny asan’ireo vaomiera manokana

0
Antenimierandoholona : mitohy ny asan’ireo vaomiera manokana

Nankatoavin’ireo Loholon’i Madagasikara hanohy ny asa iandreketany ireo mpikambana ao anatin’ny Commission Spéciale  chargée d’une demande de levée d’Immunité Parlementaire eo anivon’ny Antenimierandoholona. Ny asa iandreketan’ity kaomisionina ity izay manan-danja eo anivon’ny fanatanterahana ny asan’ireo Loholona.