Accueil Politique Antoko Malagasy Miara- Miainga : « hajao ny didy navoakan’ny HCC »

Antoko Malagasy Miara- Miainga : « hajao ny didy navoakan’ny HCC »

0
Antoko Malagasy Miara- Miainga : « hajao ny didy navoakan’ny HCC »

Mitaky ny fanajana ary ny fanatanterahana ny didy navoakan’ny fitsarana avo momban’ny lalampanorenana ny avy amin’ny antoko Malagasy Miara-Miainga. Tsy hijanona ny tolona ho an’ny fanovana hoy izy ireo raha tsy miala ny filohampirenena izay nanitsakitsaka ny lalampanorenana.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici