Accueil Politique Antoko MMM : fandalàna ny Demokrasia ny fandraisana anjara amin’ny fifidianana

Antoko MMM : fandalàna ny Demokrasia ny fandraisana anjara amin’ny fifidianana

0
Antoko MMM : fandalàna ny Demokrasia ny fandraisana anjara amin’ny fifidianana

Fanohanana ny filoham-pirenena amin’ny fampandrosoana ny firenena sy fandalàna ny fitsinjaram-pahefana no antony nandrotsahan’ny Antoko Malagasy Miara-Miainga kandidà ho Loholon’i Madagasikara. Izay no novoitra nandritra ny fotoana nampahafantarana ireo kandidan’ity antoko ity tamin’ireo mpifidy lehibe mpiara-dia amin’ny Antoko MMM androany teny amin’ny foibe toerany eny Ankerana.