Accueil Politique Antoko MONIMA : Tsy mahatoky ny CENI sy ny HCC

Antoko MONIMA : Tsy mahatoky ny CENI sy ny HCC

0
Antoko MONIMA : Tsy mahatoky ny CENI sy ny HCC

Tsy azo itokisana ireo mpisehatra mpikirakira ny fifidianana eto amintsika, isan’izany ny CENI sy ny fitsarana avo momba ny lalampanorenana. Izay no nambaran’ny antoko MONIMA nandritra ny valandresaka ho an’ny mpanao gazety notanterahany androany. Manoloana izany, miantso ny CPA na Conseils des Partis Politiques Africains izy ireo hanara-maso ny fifidianana eto amintsika.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici