Accueil Economie Antrema – Ambanja : mitrandraka « concombres de mer » tsy ara-dalàna ireo Sinoa

Antrema – Ambanja : mitrandraka « concombres de mer » tsy ara-dalàna ireo Sinoa

0
Antrema – Ambanja : mitrandraka « concombres de mer » tsy ara-dalàna ireo Sinoa

Velon-taraina ireo mponina ao amin’ny faritra ny Antrema sy Andrekareka ny Distrikan’Ambanja amin’ny fisihan’ireo sinoa mitrandraka dingandingana na « cocombre de mer » tsy ara-dalana. Tsy mbola nahazo alalana hanao izany izy ireo saingy manao amboletra manohy ny asa ataony hoy ireo mponina ao an-toerana. Samy tsy mahafantatra sy anto-mpisian’izy ireo, na ny Kaominina, na ny fokontany ao an-toerana.