Antsirabe : fiara mpitatitra entana iray no sarona nitondra olona avy any Toamasina

0

Fiara lehibe iray mpitantitra entana avy any toamasina no nitondra olona nakany Antsirabe
renivohitra ka tratehakin’ny Zandarimariam-pirenena avy eo anivon’ny Centre operationnel covid-
19 Vakinakaratra taorian’ny fikaroahana natao.