Antsirabe : maro ireo taratasy sy laharana fiara tsy manara-dalàna

0

Maro ireo endrika tsy fanarahan-dalana  miseho ankehitriny eo amin’ny  fampiasana fiarakodia eo amin’ny taratasy  sy laharan’ny fiara. Hentitra ny avy eo anivon’ny fitsarana fiarakodia manerana an’i Madagasikara mahakasika ireo fiara mitondra ny laharana avy any ivelany tonga eto an-toerana 

Betsaka amin’ireny fiara ireny no tsy manara-dalana amin’ny tsy fanaovana visite techinique.