Antsirabe : miisa 30 ireo olona arahi-maso akaiky ny fahasalamany

0

Mitohy hatrany ny asa sahanin’ny  Centre operationnel ao Vakinankaratra. Miisa 30 ireo olona arahi-maso akaiky ny fahasalamany mandritra ny 14 andro . Tsy mbola misy hatreto ny olona voan’ny valan’aretina ao Vakinankaratra.