Accueil Société Antsirabe : nosokafana tamin’ny fomba ofisialy ny atrikasa fanatsarana ny sata manokan’ny Tany

Antsirabe : nosokafana tamin’ny fomba ofisialy ny atrikasa fanatsarana ny sata manokan’ny Tany

0
Antsirabe : nosokafana tamin’ny fomba ofisialy ny atrikasa fanatsarana ny sata manokan’ny Tany

Tontosa tao amin’ny renivohitr’ i Vakinankaratra ny fanokafana tamin’ny fomba ofisialy ny atrikasa famaranana ny volavolan-dalana makasika ireo tany izay manana ny sata manokana eto madagasikara. Mandritra ny 03 andro no hanantaterahina izany.