Arabe dibo-drabo omaly : vokatry ny tsy fanesoran’ny tomponandraikitra ny fako

0

Vokatry ny tsy fanesroan’ny Samva sy ny kaominina Antananarivo renivohitra ny fako ara-potoana no fototra iray lehibe nahatonga ny arabe maro teto an-drenivohitra ho dibo-drano omaly hoy ny APIPA. Ny mpitantana ny tananan’Antananarivo izay mitavozavoza eo amin’ny fandraisan’andraikitra raha ny zava-nisy tamin’ity androany ity.