Arboretum Ambatobe : Niverina ny asa

0

Niverina nanomboka omaly ny asa ao amin’ny Arboretum Ambatobe. Efa nisy ny fanidina ny  toerana izay nataon’ny teo anivon’ny ministeram-panjakana misahana ny fanajariana ny tany sy ny fampitaovana. Rehefa niato nandritra ny fotoana elaela ny asa, nitohy indray izany nanomboka omaly maraina .