Accueil Culture Arbre sacré : toerana manan-tantara ao Nosy Be

Arbre sacré : toerana manan-tantara ao Nosy Be

0
Arbre sacré : toerana manan-tantara ao Nosy Be

Toerana isan’ny mahasarika mpizahantany ao Nosy Be ny « arbre sacré ». Hazo iray izay misandrahaka amina velaran-tany 5 000m² ary efa 250 taona mahery ankehitriny. Toerana masina voahodidina lamba mena sy fotsy hanomezan-danja ireo fanahy ao anatiny. Araha avy hatrany ny mahakasika izay.