Accueil Société Areti-maso : ireo ankizy sy tanora no maro tao anatin’izao fihibohana izao

Areti-maso : ireo ankizy sy tanora no maro tao anatin’izao fihibohana izao

0
Areti-maso : ireo ankizy sy tanora no maro tao anatin’izao fihibohana izao

Tao anatin’ny fihibohana, nitombo ny isan’ireo olona nanao fizahana maso eny amin’ny « Ophtalmologie »  na ireo dokotera mpitsabo maso raha ny fanazavan’ireo mpitsabo nanaovana fanadihadiana androany. Ny ankizy sy ny tanora no  maro amin’ireo manao fitiliana raha ny fanazavany hatrany.