Arina fandrehitra : tsy nahitana fihenana ny vidiny

0

Tsy nahitana fihenana ny vidin’ny arina fandrehitra amin’izao vanim-potoana ririnina izao na mitombo aza ny famokarana any am-potony. Mijanona ho toy ny vidiny tamin’ny fahavaratra ihany ny arina eny amin’ny mpaninjara.