Accueil Société Artemisia : tsy zava-baovao amin’ny tontolon’ny fitsaboana

Artemisia : tsy zava-baovao amin’ny tontolon’ny fitsaboana

0
Artemisia : tsy zava-baovao amin’ny tontolon’ny fitsaboana

Mitsabo aretina maro ny artemisia ary tsy zava-baovao amin’I Madagasikara ny fampiasana izany raha ny nambaran’ny Mpitsabo efa nanao fikarohana momba ny zava-maniry. Tsy tokony hisy fiantraikany amin’ny fahasalamana izany rehefa manaraka ny fetra na ny dose napetraka ny fampiasa azy raha ny fanazavana.