Asan’ny mpampivelona : ilàna fitiavana

0

Mahakasika ny lalampiofanana izay tsy maintsy arahina sy ny asan’ny iandreketan’ny mpampiveloa indray no resahana aminao ato anatin’ny zana-pandaharana NY HOAVY eto amin’ny fampahalalam-baovaon’ny KOLO TV. Ny asa’ny mpampivelona izay ilana fitiavana sy fikirizana.