AVI

0

Miroso amin’ny fanatanterahana ny asa sy ny vinan’ny filoham-pirenena ireo minisitra amin’izao fotoana izao raha ny nambaran’ny antoko AVI androany, fotoana fanombohan’ny asa iny taona iny raha ny fanazavana hatrany, ny antoko AVI izay hanao ny fihaonambe nasionaly ny 24 janoary izao.