Baccalauréat 2019 : efa tomombana avokoa ny fikarakarana

0

Andro vitsy mialohan’ny higadonan’ny fanadinam-panjakana baccalaureat, tomombana ny fikarakarana rehetra hoy ny eo anivon’ny direction des examens nationaux Antananarivo androany teny Ankatso. Maro ireo fepetra noraisina tamin’ity taona ity hanatsarana ny fomba fiasa.