BAD sy ny UE : noraisin’ny Filohan’ny Repoblika

0

Nandray ny filoha lefitry ny BAD na ny Banque Africaine de devéloppement niaraka tamin’ny solontena maharitry ny BAD ny Filohan’ny Repoblika androany. Taorin’izay no nandraisany ihany koa ny avy amin’ny Vondrona Eoropeana.