Accueil Economie Banky iraisam-pirenena : teboka 4 no tokony hanarenana ny orinasa Jirama

Banky iraisam-pirenena : teboka 4 no tokony hanarenana ny orinasa Jirama

0
Banky iraisam-pirenena : teboka 4 no tokony hanarenana ny orinasa Jirama

Teboka 4 goavana no naroson’ny Banky iraisam-pirenena tokony hanarenana ny orinasa Jirama sy hanatrarana ny « EQUILIBRE OPERATIONNEL » hatramin’ny taona 2030. Isany nisongadina ny famerenana midinika ny fifanarahan’ny orinasa sy ny mpandraharaha misehatra amin’ny famokarana herinatra izay ahazoan’ny hatramin’ny 193 Lavitrisa Ariary isantaona.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici