Accueil Politique Banque Mondiale sy UNICEF : nanohy ny fiaraha-miasa eo amin’ny sehatry ny fanabeazana

Banque Mondiale sy UNICEF : nanohy ny fiaraha-miasa eo amin’ny sehatry ny fanabeazana

0
Banque Mondiale sy UNICEF : nanohy ny fiaraha-miasa eo amin’ny sehatry ny fanabeazana

Fanampiana mitentina 100 tapitrisa dolara Amerikanina no natolotry ny mpiara-miombon’antoka ho an’ny minisiteran’ny fanabeazam-pirenena, sy ny fampianarana teknika sy araka asa ho fitohizan’ny fiaraha-miasa ary ho fanatsarana sy fampiroboroboana ity sehatra ity. Tanjona ao anatin’izany ny éducation pour tous izay fanamby apetraky ny minisitera hanatsarana ny fanabeazana eto Madagasikara.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici