Barea de Madagascar : manana tombony hiakarana amin’ny dingana manaraka

0

Ambony ny erjika hiakarana amin’ny dingan’ny 1/8 n-dalana ho an’ny Barea de Madagascar taorian’ny fandresena an’i Burundi. Ny lalao hihaonan’i Barea amin’i Nigeria amin’ny Alahady ho avy izao no hamaritra ny laharana voalohany ao amin’ny vondrona B.