BAREA : notolorana mari-boninahitra sy tambin-karama

0

Notolorana mari-boninahitra « chevalier de l’Ordre National » ny ekipan’ny Barea an’i Madagasikara miaraka amin’ny mpanazatra Nicolas Dupuis, teny amin’ny lapam- panjakana Iavoloha androany. Teo ihany koa ny tambin- karama mitentina 250 000 dolara ho an’ny ekipam- pirenena. Ireo no natao ho fankasitrahan’ny fitondram- panjakana ny nitondran’ izy ireo avo ny fanevam- pirenena.