Ben’ny Tanàna : manana andraikitra goavana eo anivon’ny kaominina

0

Manana anjara andraikitra goavana amin’ny fampandrosoana ny tanàna ny ben’ny tanàna. Izy no lehiben’ny mpanatanteraka, sy lehiben’ny tetikasam-pampandrosoana hahafahana manatsara ny kaominina izay tantanany. Mifanohitra amin’izany anefa ny hitan’ny mpanara-baovao raha ny eto anivon’ny kaominina Antananarivo renivohitra ankehitriny.