Accueil Politique Ben’ny Tanàna miisa 1091 : manohana an’i Andry RAJOELINA

Ben’ny Tanàna miisa 1091 : manohana an’i Andry RAJOELINA

0
Ben’ny Tanàna miisa 1091 : manohana an’i Andry RAJOELINA

Nanao fanambarana androany Alahady faha-2 desambra ireo solontenan’ny ben’ny tanàna miisa 1 091 avy amin’ny antoko maro samihafa fa manohana tsy misy fepetra ny kandidà Andry RAJOELINA amin’ny fifidianana Filohampirenena fihodinana faharoa ho avy izao teto Antananarivo.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici