Bianco:  Takiana ny fampitoviana ny rehetra eo anatrahen’ny lalàna, hoy ny mpandinika politika

0

Tsy tokony hijanona eo amin’ny tatitra ihany ny Bianco eo amin’ny famongorana ny kolikoly eto Madagasikara raha ny nambarana mpandinika politika iray. Ilaina ny fampitoviana ny rehetra eo anatrehan’ny lalàna indrindra manoloana an’ireo raharaha mafana miseho eto amin’ny firenena.