Brigade Féminine de Proximité : notolorana fitaovana sy homena fiofanana.

0

Notolorana fitaovana hahafahana manatanteraka ny asa ary nomena fiofanana ireo mpikambana ao anatin’ny Brigade féminine de Proximité ao Tsaralalàna. Na izany aza, Apinga hahafahana misoroka sy miady amin’ny herisetra ny fifanomezan-tanana avy amin’ny tsirairay hoy ny vadin’ny Filoha, Mialy RAJOELINA amin’ny maha Masoivohon’ny ady amin’ny herisetra miankina amin’ny saranga azy.