CAFE

0

Tsy ampy ho an’ny tsena anatiny intsony ny vokatra cafe eto amintsika raha toa ka isan’ny nanondrana izany betsaka i Madagasikara 30 taona tany aloha. Vokany ny fanafaran’i Madagasikara café avy any ivelany. Ny tsy fisian’ny politika ho an’ny famokarana sy fambolena no isan’ny anton’izay hoy ny vahiny nasaina tao amin’ny Journal de l’économie teto amin’ny KOLO TV.