« Calendrier Scolaire » : tokony haverina tamin’ny teo aloha

0

Naneho ny heviny ireo mpampiantra sy ireo ray aman-drenin’ny mpianatra eto anivon’ny faritra Analamanga androany nandritra ny fivorian’izy ireo fa manohana ny fanapahan-kevitra noraisin’ny ministera amin’ny hamerenana ny fandaharam-potoam-pampianarana toy ny teo aloha.