Accueil Sport CAN 2019 : ny Aigles de Carthage no hifanandrina amin’ny Barea

CAN 2019 : ny Aigles de Carthage no hifanandrina amin’ny Barea

0
CAN 2019 : ny Aigles de Carthage no hifanandrina amin’ny Barea

Ny  » Aigles de Carthage »-n’ny Tunisie no hifanandrina amin’ny barea an’i Madagasikara ny Alakamisy izao eo amin’ny dingan’ny ampahefa-dalana amin’ny Can 2019. Mafy ny mpifanandrina saingy azo resena tsara raha ny fahitan’ny teknisianin’ny baolina kitra.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici