Accueil Société Carrière – Ambatomaro : misy milaza ho tompony ary hanala ireo mpitrandraka vato

Carrière – Ambatomaro : misy milaza ho tompony ary hanala ireo mpitrandraka vato

0
Carrière – Ambatomaro : misy milaza ho tompony ary hanala ireo mpitrandraka vato

Nanatanteraka fihetsiketsehana teny amin’ny carriere Ambatomaro omaly ireo mpitrandraka vato eny an-toerana. Antony, misy olona iray milaza fa tompony ary nikasa hametaka borne. Nambaran’ireo mpitrandraka vato fa tsy misy tompony ny tany fa an’ny fanjakana ary tsy hanaiky hatramin’ny farany izy ireo.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici