Accueil Société CCO Faritra Analamanga : natsangana androany, hifehezana ny valan’aretina Covid-19

CCO Faritra Analamanga : natsangana androany, hifehezana ny valan’aretina Covid-19

0
CCO Faritra Analamanga : natsangana androany, hifehezana ny valan’aretina Covid-19

Natsangana androany ny CCO eto amin’ny faritra Analamanga ahafahana manafaingana ny fandraisan’andraikitra manoloana ny fipariahan’ny valan’aretina Cororonavirus. Marolafy ireo mivondrona eo anivon’ny CCO Faritra ary mipariaka manerana ny Fokontany.